| Entry | fanasitrihana (sitrika) | |
| Part of speech | noun | |
| Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanasitrihana alika ao anaty rano Fanafenana: Ato no fanasitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: Amin' ny telo ny fanasitrihana ny razana [1.1] | ||
| Synonyms | fanitrihana | |
| Updated on 2023/01/05 |
|