|
|
|
|

Entry fanasina (hasina)
Part of speech noun
 Fomba entina manasina, mamoly, manady [1.1]

Entry fanasina (hasina)
Part of speech adjective
 Azo ahasina [1.1]

Entry fanasina (hasina)
Part of speech noun
 Fomba entina manasina, manakivilivily, mandrotsirotsy: Toy izao no fanasina ny zaza voky loatra [1.1]

Entry fanasina (hasina)
Part of speech adjective
 Azo akivilivily, azo rotsirotsina [1.1]

Entry fanasina (hasina)
Part of speech noun
 Fomba entina manasina, manolotra hasina mari-pankatoavana ny maha-mpanjaka mpitondra ny tany sy ny fanjakana: Toy izao no fanasina Andriana [1.1]

Entry fanasina (hasina)
Part of speech adjective
 Azo hasinina, mendrika hohasinina: Ny mpanjaka ihany no fanasina [1.1]

Entry fanasina (masina)
Part of speech noun
 Sira: Ianareo no fanasin' ny tany, hoy i Kristy tamin' ny mpianony [1.1]
 [masina (hasina), saltish.] Salt. [1.2]
 Kitchen salt [1.7]
 Sel de cuisine [1.8]
Vocabulary 
Synonyms sira
Article 

Updated on 2023/01/20