|
|
|
|

Entry fanaronana (sarona)
Part of speech noun
 Fandrakofana: Fanoronana ny akoho mikotrika
Fanafenana: Ratsy ny fanaronana ny marina
Fanatratrarana: Nigagana ny fanaronan' ny polisy ireo mpangalatra [1.1]

Updated on 2023/01/20