| Entry |
fanariana
(ary)
|
| Part of speech | noun
|
| | Le rejet, l'abandon, le lieu, l'instrument [1.3]
|
| | Vidange, évacuation [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Ny fanariana ny maloto dia toy ny amin' ny miaramila miantafika : hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina.
[2.472]
|
| 2 | Tsy tsipelinteny iray anefa hainy, tsy fitiavana te hahay mamaky nibosesika tao am-pony fa fanariana dia fotsiny amin' ny fiandrasana an-dRavokatra sy ireo namany.
[2.470]
|
|
|