| Entry |
fanaratsiana
(ratsy)
|
| Part of speech | noun
|
| | Evil speaking, slander [1.7]
|
| | Calomnie [1.3, 1.8]
|
| | L’action de dénigrer, de rendre laid [1.3]
|
| | Dénigrement [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Tsy mana- kery ho enti-mamely izy, ka dia ny fanaratsiana no ataony betsaka.
[1.519]
|
| 2 | Ireny fanaratsiana sy fanoherana ireny dia mainka koa nanamafy ny firaisan' ny Mpirotsaka an-tsitrapo izay tena mbola vitsy kely tokoa.
[1.369]
|
|
|