| Entry |
fanarabiana
(haraby)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanesoana; famazivaziana [1.1]
|
| | Mockery [1.7]
|
| | L'action de railler, de persifler [1.3]
|
| | Moquerie, raillerie [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Avy eo miseho ny tantara rehetra misary fanarabiana;
[2.470]
|
| 2 | Tsy nilaza izany anefa Ranary, satria fanarabiana no dikany.
[2.270]
|
| 3 | Fanesona sy fanarabiana no nameno ny feony nanambarana izany, fa mbola ninia ts niraika ihany ao.
[2.944]
|
|
|