| Entry | fanantonana (hantona) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanakiraviravezana, fanakirazorazoana [1.1] | ||
| L’action de suspendre, ce qui sert à suspendre [1.3] | ||
| Examples | ary ho an' ny rehetra, dia nisy Tranobe iombonana natao hoe Tranobe Fanantonana Amponga, satria tao no nahantona ny amponga fively rehefa antsoina hivory ny olona rehetra.
[2.508] | |
| Updated on 2023/01/07 |
|