|
|
|
|

Entry fanantatra (santatra)
Part of speech noun
 Fomba entina manantatra, izany hoe mihinana na manao zavatra vao voalohany [1.1]
 Ce qu’on peut commencer, manière de commencer [1.3]
Examples Re indray nony avy eo, fa tsy fantatra ny tena hamarinan' izany resaka mandeha izany, fa ny fanantatra dia mibory daholo ihany ny olona. [2.472]

Updated on 2023/01/07