| Entry | fananganana (tsangana) | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Fanarenana zavatra amin' ny haavony: Tsy sarotra akory ny fananganana io sarivongana nianjera io Fampijoroana: Tsy mora velively ny fananganan-trano, indrindra amin' izao andro izao Fametrahana zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy: Alohan' ny fidirana no fananganana ny saino Filazana olona eo anatrehan' ny fanjakana, na ny fokonolona taloha, ho toy ny zanaka maharo mandova: Zava-dehibe amin' ny Malagasy ny fananganan-jaza. (Ny fananganan-jaza taloha dia nandoavana ny hasin' andriana sy ny orimbaton' ny fokonolona, izay vavolombelona afaka manamarina ny fananganana noho izy nanatri-maso; ankehitriny ny fananganan-jaza dia soratana amin' ny bokimpanjakana eo anatrehan' ny vavolombelona) [1.1] | |||||||
| [Rel. s. from manangana (tsangana).] Raising up, putting up, that used to raise up anything. [1.2] | |||||||
| L'action de dresser, de mettre debout, de planter, l'instrument, le lieu [1.3] | |||||||
| Construction, montage [1.13] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Updated on 2023/06/06 |
|