|
|
|
|

Entry fananda (sanda)
Part of speech adjective
 Azo anomezana sandany (na vola omena amboniny amin' ny varotra na takalo ifanaovana raha toa ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana): Tsy fananda ny varotra toy izany [1.1]

Updated on 2023/01/20