|
|
|
|

Entry fananarana (anatra)
Part of speech noun
 Fanaovana na fanipazana torohevitra; fanoroana izay tokony hatao: Henoy ny fananaran' ny ray aman-dreny [1.1]
 Admonition, advice; reproach, a reprimand [1.7]
 Conseil; réprimande [1.8]

Updated on 2023/01/20