| Entry | fanampenana (tampina) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaronana, fanakombonana: Inona no hatao fanampenana ny vava fery ! Fanasiana tsentsina, fanentsenana: Itỳ vato itỳ atao fanampenana ny lava-boalavo Fanasiana sakana: Fanampenan-dalana Fampijanonana: Fanafody inona no otaonao fanampenana fivalanana [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|