| Entry |
fanamiana
(amy)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr' ilay mitondra azy ary fitondra amin' ny andro malaza: Nanao ny fanamiany marevaka ny mpiasam-panjakana ambony tamin' Ray fanasan' ny Filohan' ny Nosy Karazan' akanjo manokana ho an' ny antokon' olona iray: Misy sarin' elatra ny fanamian' ny mpamory fiaramanidina [1.1]
|
| | [Bezanozano]
Fitafiana [1.78]
|
| | A uniform [1.7]
|
| | L'uniforme [1.8]
|
| Examples |
| 1 | I Masindahy François de Sales, eveka izatsy manao fanamiana mahafinaritra izatsy.
[2.470]
|
| 2 | Mitsaoha an'ny Tompo amin'ny fanamiana masina.
[2.996]
|
|
|
| Entry |
fanamiana
(tamy)
|
| Part of speech | noun
|
| | L'action d'attaquer une maison, un village, de voler, le lieu, la cause [1.3]
|
|