| Entry | fanamaroana (maro) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanaovana izay hahamaro [1.1] | ||
| L’action de multiplier, de rendre nombreux [1.3] | ||
| Examples | Isan' ny vato misakana ny fanamaroana haingana ny sekoly eran' ny Nosintsika ny fananganana vatan-trano miezinezina.
[2.285] | |
| Updated on 2023/01/06 |
|