|
|
|
|

Entry fanamarihana (marika)
Part of speech noun
 Fisintonana ny saina amin-javatra maningana
Famantarana manokana [1.13]
 Remarque
Marquage [1.13]
Examples 
1Misy fanamarihana tsy maintsy atao. [4.27]
2Ninianay tsy nasiana fanamarihana na fanontaniana izy. [2.285]
3Efa voan' ny fanamarihana momba io koa ny tenanay indray andro. [2.356]

Updated on 2023/07/29