|
|
|
|

Entry fanalavana (lava)
Part of speech noun
 Fanovonana: Hataonao ahoana izao no fanolavana iny tehina iny
Fampitarozahana, fanelana: Mahasosotra ny fanalavana ny adintsika nataon' ny mpitsara
Fanohizana: Nasiana fanalavam-potoana ny ady baolina satria nitovy ny isa azon' ny mpilalao roa tonta [1.1]
 Prolongation [1.13]

Updated on 2023/01/20