| Entry | fanalalahana (lalaka) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanabeazana sakana, velarana: Tery ny lalana mankany aminay ha voatery nikarahara ny fanalalahana azy ny fokontany Fanalehibeazana, fanitarana: Mihevitra ny fanalalahana ny tranony Rakotofa mitombo mitombo ihany ny zanany Fanasiana elanelana: Asio fanalalahana ireto dabilio ireto fa tsy miss, handehanana Fanaketrahana: Tsy tokony hisy fanalalahana mihitsy ny fitsipiky ny Fikambanantsika sao tafiditra mora ao ny olona tsy dia manao ahoana [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|