| Entry | fanakotrana (kotrana) | |
| Part of speech | noun | |
| Fomba entina manakotrana, manofokofoka, manakorontana [1.1] | ||
| Entry | fanakotrana (kotra) | |
| Part of speech | noun | |
| Fandaniana tsiro ny tany amin' ny tsy fanovaovana ny fambolena atao aminy, fandevonana, fanimbana [1.1] | ||
| Updated on 2025/06/13 |
|