|
|
|
|

Entry fanakorontanana (korontana)
Part of speech noun
 Fanimbana ny filaminana, fampisafotofotoana, fampitabatabana [1.1]
 La perturbation [1.3, 1.13]
 La révolution [1.3]
Examples 
1samy niharan' ny fanakorontanana koa manko. [2.245]
2Ekena mialoha anefa fa tsy fanakorontanana ny filaminam-bahoaka araka izay voalazan' ilay didim-pitondrana izany. [4.27]

Updated on 2023/01/06