|
|
|
|

Entry fanakora (akora)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entina manakora, maneso, mihoha
Tokony hakoraina, azo akoraina [1.1]
 Celui qui est hué, qui mérite d’être hué, qu’on acclame, manière d’acclamer [1.3]
Examples Somary nilefaka tsy fidiny ihany izy tamin' ny farany, ilay zaobaviny kosa anefa tsy nanakora na nandatsa satria ny lavo mahay miarina tsy fanakora fa fakana saina, ary ny potraka tafajoro tsy faneso fa filana hevitra. [2.313]

Updated on 2023/02/07