| Entry | fanakalozana (takalo) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanoloana: Nisy fanakalozana sambobelona tamin' ny tafika roa tonta Fanoloana ho vola madinika: Tsy mbola mahay fanakalozam-bola io zaza io ka aza atao ao am-pivarotana [1.1] | ||
| Barter, exchange [1.7] | ||
| Troc, échange [1.8] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|