| Entry | fanaitra (taitra) | |
| Part of speech | adjective | |
| Azo tairina: Tsy mba fanaitra ny olona bevohoka [1.1] | ||
| Celui qu’on peut surprendre, manière de surprendre [1.3] | ||
| Examples | Pohina mafy amin'ny zava-tsy zakany Fomba fanaitra ny mpihaino hampikoa nahiny azy.
[2.298] | |
| Entry | fanaitra | |
| Part of speech | noun | |
| Fomba entina manaitra na mampitahotra tampoka [1.1] | ||
| Stimulus [1.13] | ||
| Updated on 2023/01/06 |
|