|
|
|
|

Entry fanahiana (ahy)
Part of speech noun
 Ahiahy: Be loatra ny fanahian' ny olona anao ho mpangalatra ka aleo miala eto amin' ny fokontany
Tahotra, fahatahorana: Ny fanahiana ny gadra sao mandositra no anaovana azy tsara ambina [1.1]
 Worry, anxiety [1.7]
 Souci, inquiétude [1.8]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/20