|
|
|
|

Entry fanafintohinana (tafintohina)
Part of speech noun
 Antony mahatezitra
Fitarihana ny hafa hanao ratsy noho ny fahitany ny tena nanao io ratsy io: Loza ho an' izay hiavian' ny fanafintohinana [1.1]
 The act of offending; a scandal; cf. fahatafintohinana [1.7]
 Scandale, offense [1.8]

Updated on 2023/01/20