| Entry | fanadinoana (hadino) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Tsy fahatsiarovana ny lasa; finiavana tsy hahatsiaro ny lasa: Matetika ny fanadinoana ihany no fanafodin' ny fanahy na fo naratra [1.1] | |||||
| L'oubli, l'action d'oublier, de pardonner [1.3] | |||||
| Examples |
| ||||
| Updated on 2023/09/10 |
|