Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Elements/composites
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
fana
di
no
(
ha
di
no
)
Part of speech
noun
Fomba entina manadino:
Atao ahoana no fanadino ny andro nahasambatra taloha ?
[
1.1
]
Ce qu’on peut oublier, la manière d’oublier
[
1.3
]
Examples
1
Tsy
fanadino
ny lasa, saingy tsara lavitra ny mibanjina amim-pahasahiana ny hoavy mba hananana ny tsara amin'ny lafiny rehetra.
[
1.537
]
2
Hataoko ahoana no ho
fanadino
ny rano nahaterahako, ny sakaiza niarahako niriaria, ary indrindra fa izay faniriana niarahantsika nanana teto?
[
1.251
]
Updated on 2023/02/21