|
|
|
|

Entry fanabony (abony)
Part of speech noun
 Fomba entina manabony na mambosy, mamitaka olona amin' ny tambitamby, manolikoly [1.1]
 Celui qu'on trompe, manière de tromper [1.3]
Analogs  fanabosy ~ fambosy

Updated on 2023/01/05