|
|
|
|

Entry fanabeazana (be)
Part of speech noun
 Fanolokoloana ny zaza mba hanomezana azy toetra tsara ka hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Zava-tsarotra, ary manombokaindrindra eo amin' ny fianakaviana, ny fana beazana ny zaza [1.1]
 éducation [1.13]
Examples 
1Tsy ampy fanabeazana fototra ny olona; [2.445]
2nitarika azy hitia ny hafa ny fanabeazana azony. [1.369]
3Heveriko fa fanabeazana ilaina amin' ny ankizy izany. [2.4]

Updated on 2023/06/04