|
|
|
|

Entry fampivoarana (voatra)
Part of speech noun
 Fampandrosoana sy fanatsarana ny lafim-piainana rehetra [1.13]
 Développement [1.13]
Vocabulary 
Examples 
1Nahery vaika va izany fanoherana ny fampivoarana ny vahoaka izany? [2.366]
2Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. [1.320]

Updated on 2023/08/29