| Entry | fampivelarana (velatra) | |
| Part of speech | noun | |
| Manière de faire épanouir [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Koa izany fampitoviana sy fampivelarana amin'ny any ivelany izany, dia mitarika fomba fisaina mifanohitra amin' ny nentimdrazana izay mitazona ny olona hifototra amin'ny fokony ihany.
[2.606] | |
| Updated on 2023/08/29 |
|