| Entry | fampihaingoana (haingo) | |
| Part of speech | noun | |
| L' action de parer [1.3] | ||
| Examples | Ny mahazo ny rafitra rehetra momba ny trano, dia adidin' ny tompo-mariky ny trano vao atao avokoa, fa ny mihevitra ny momba ny fampihaingoana azy kosa no tsy maintsy imasoan' izay miandraikitra ny handravaka sy naoso-doko azy;
[2.996] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|