|
|
|
|

Entry fampidirana (iditra)
Part of speech noun
 Andiam-pehezanteny entina manolotra famakafakana lohateny [1.13]
 Introduction [1.13]
Vocabulary 
Examples 
1Norarana ny fampidirana zava-mahamamo; [2.113]
2Mitaky ny fananana azy ny fampidirana ny ankizy any an-tsekoly. [2.117]
3Aiza ho aiza ny toerana tena misy antsika mikasika ny fampidirana ny ankizy an-tsekoly? [4.27]

Updated on 2023/08/27