|
|
|
|

Entry fampianarana (anatra)
Part of speech noun
 Fampahalalana, fanoroana zavatra tsy hay; fanaovana izay hampahay zavatra olona: Ilana olona mahay sy be fandavan-tena ny fampianarana
Antokon-draharaha miandraikitra ny fanoroana, ny fampahazoana fahaizana ny ankizy: Ho tonga rahampitso ny Minisitry ny Fampianarana
Fomba fampianatra: Tsy tiako ny fampianaran-dRangahy io fa misafotofoto be lhany
Fitambaran' ny hevitra iompanan' ny fivavahana, filozofia iray: Ny fampianaran' i Kristy [1.1]
 Teaching, instruction [1.7]
 Enseignement [1.8]
Examples 
1Alaminy sy arahiny maso ny fampianarana. [2.114]
2Laborde hiantoka ny fampianarana ny basy. [2.366]
3Zokin' ny fananarana sy ny fampianarana izy. [1.377]
Article 

Updated on 2023/01/20