|
|
|
|

Entry fampatoriana (tory)
Part of speech noun
 Hypnotisme [1.66]
Vocabulary 
Examples 
1Tsy navelan' ny dokotera notaitairina rahateo koa fa harerahan-tsaina, hono, no nahazo ahy ka nampiany fampatoriana kely aza angamba ny fanafody. [2.643]
2Nanamarika an' izany ny fanendren' ny Ben' ny tanàna ny tompon' andraikitry ny fokontany izay nofidin' ny olom-pirenena teo aloha, ny fampatoriana ny Faritany mizaka tena, na dia manana ny satany amin' ny Lalàm-panorenana aza izany rafitra izany, ary koa ny fametrahana ny Faritra amin' ny fepetra tsy manaja ny Lalàm-panorenana. [4.27]

Updated on 2018/10/01