| Examples |
| 1 | Ny lalàna no mandamina ny fombafomba fampandehanana io rafitra io.
[1.320]
|
| 2 | Ny Governemanta no mikarakara ny fampandehanana ny raharaha fanao andavanandro.
[2.114]
|
| 3 | dia ahitana ny fepetra mikasika ny fandaminana, ny fampandehanana sy ny andraikitry ny Fokontany sy ny Fokonolona.
[4.27]
|
| 4 | Ny fitaterana, ny fambolena, ny fiompiana, ny indostria ary ny sisa hafa dia mila angovo ho fampandehanana azy ireny.
[2.445]
|
|