| Entry | fampakaram-bady | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | fampakarana, vady | |
| Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady [1.1] | ||
| [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding. [1.2] | ||
| A wedding [1.7] | ||
| Mariage [1.8] | ||
| Examples | Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay
[1.436] | |
| Synonyms | mariazy ~ fampakarana | |
| Updated on 2023/11/26 |
|