| Entry |
famosaviana
(mosavy)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanasiana mosavy, famorehana, fanimbana olona amin' ny poizina [1.1]
|
| | Witchcraft, the act of casting a spell [1.7]
|
| | L’action d’ensorceler ; fig. l’endommagement, le préjudice [1.3]
|
| | Maléfice, sortilège [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ny aretina toy izany dia tsy misy idiran'ny filalaovana ody na famosaviana.
[2.424]
|
| 2 | Nefa amin'ny famosaviana (ody ratsy) dia izy no fototra mahatonga ny aretina sy ny fahoriana amam-panaintainana miteraka fahafatesana ka mahatahotra.
[1.353]
|
|
|