|
|
|
|

Entry famorehana (vorika)
Part of speech noun
 Famosaviana amin' ny ody; fanomezana sakafo misy ody mahafaty na mankarary [1.1]
 L’action d’ensorceler, de faire des maléfices, le moyen, la cause [1.3]
Examples ody ratsy famorehana olona kosa tsy mahalala izany aho, na dia ohatra ny loha-paingotra aza. [2.643]

Updated on 2023/01/06