| Entry | famorana (fora) | |
| Part of speech | noun | |
| Fandidiana foitran-jaza, izany hoe fanalana ilay hoditra manarona ny lohan' ny filahian-jaza; fanaovana hasoavana [1.1] | ||
| Examples | Tamin' ny andron' Andriamanelo no nanaovana ny famorana voalohany tany Imerina.
[2.113] | |
| Article | Randzavola: famorana ao amin' ny Baiboly | |
| Updated on 2023/01/20 |
|