|
|
|
|

Entry famonganana (vongana)
Part of speech noun
 Fandidiana (zavatra) ka atao didiny lehibe [1.1]

Entry famonganana (fongana)
Part of speech noun
 Fandravana tanteraka, fandevonana; fandaniana [1.1]

Updated on 2023/01/05