| Entry | famoizana (foy) | |
| Part of speech | noun | |
| Rejection, abandonment ; renunciation [1.7] | ||
| L’action d’abandonner, de renoncer Les souvenirs donnés aux défunts le matin du premier jour de l’an ou fandroana [1.3] | ||
| Action de renoncer, de perdre [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | dia lasan'Andriamanitra nanao azy Rasoanorovelo, dia nihatra ny famoizana azy!
[2.59] | |
| Entry | famoizana (foy) | |
| Part of speech | noun | |
| Fahavakisana vay, famoahana nana [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | famoizana (foy) | |
| Part of speech | noun | |
| Fanononan-tena fa tsy hahita ny very na ny maty intsony Zavatra atao ho mariky ny fanaovam-beloma farany ny maty iray: Itỳ lambamena itỳ no Tara famoizana an' Itompokolahy Fanomezana tanteraka: Misaotra erampo amin' ny famoizanareo fotoana sy vola mba hanampiana anay [1.1] | ||
| Any medicine or charm used on recovering from illness to prevent a relapse. A charm given to make one forget a past evil, a misfortune, a deceased parent, or to a child to make it forget its mother, etc. The last ceremonies performed for the dead. See afana [1.2] | ||
| Vocabulary | ~ | |
| Updated on 2023/03/29 |
|