|
|
|
|

Entry famoaka (voaka)
Part of speech noun
 Fomba entina mamoaka [1.1]
 Ce qu'on peut faire sortir, montrer, manière de montrer [1.3]

Entry famoaka (voaka)
Part of speech adjective
 Azo avoaka [1.1]
Examples Tsy famoaka any ivelany izany. [2.472]

Entry famoaka
Part of speech noun
 Bibikely ampidirina amin' ny lavaky ny angely mba hamoaka sy hihantsy azy hivoaka hampiadina [1.1]
 Any insect used in ferreting out the antsiondahy from its hole. [1.2]
Vocabulary 

Updated on 2022/11/13