| Entry |
famintinana
(fintina)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanakelezana, fanafohezana, filazana amin' ny teny fohifohy, filazana ny fotopotony [1.1]
|
| | L'action de rétrécir [1.3, 1.5]
|
| | Résumé [1.5, 1.13]
|
| | Contraction [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Hatzfeld kosa, misionera tany Madagasikara naka rivotra no nanao ny famintinana.
[2.356]
|
| 2 | Ireo tarehimarika ireo sy izay miaraka aminy dia voatsinjara ao amin' ny fikirakiram-bola ankapobeny ataon' ny sampan-draharaha miandraikitra ny fitahirizam-bolam-panjakana izay hitantsika eto ambany ny famintinana azy.
[4.27]
|
|
|