|
|
|
|

Entry faminaniana (vinany)
Part of speech noun
 Filazana mialoha ny zavatra ho avy noho ny tsindrimandry na noho ny faminavinàna ara-keviny fotsiny [1.1]
 A prophecy [1.7]
 L'action de deviner, de prophétiser, la prophétie, le temps, le lieu [1.3]
 Prophétie [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Tsy tena vaovao anefa izany faminaniana izany. [1.369]
2momba ny fanandroana sy famantarana vintana ary ny faminaniana. [2.508]
Article 

Updated on 2023/01/20