| Entry | famezivezena (vezivezy) | |
| Part of speech | noun | |
| Fampitotototoàna atsỳ sy arỳ [1.1] | ||
| L'action de faire courir çà et là, de rendre indécis, la cause [1.3] | ||
| Examples | Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony.
[4.27] | |
| Updated on 2023/01/06 |
|