|
|
|
|

Entry fametsovetso (vetsovetso)
Part of speech noun or adjective
 Fomban' ny olona mametsovetso na mivetsovetso, izany hoe mitanisanisa amin' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny
Azo vetsovetsoina [1.1]
Synonyms fivetsovetso

Updated on 2023/01/20