|
|
|
|

Entry fametahana (petaka)
Part of speech noun
 Fandraiketana (sary, taratasy...) amin' ny rindrina..., fanditiana [1.1]
 Pose [1.13]
Vocabulary 
Examples 
1Tsy inona izany fitsaboana izany, fa fametahana taila. [2.472]
2Ary ny mitohy temitra dia ny fametahana temitra vaovao amin' ny trano hanaovana ny famorana ny Zanakandriana. [2.508]

Updated on 2023/08/15