|
|
|
|

Entry famborahana (boraka)
Part of speech noun
 Famahana izay mifatotra na mifono Famborahanany entana
Filazana ny zavatra miafina ao am-po: Famborahana tsiambaratelo [1.1]
Synonyms fanaborahana

Updated on 2023/01/20