|
|
|
|

Entry fambeda (beda)
Part of speech noun
 Fomba entina mambeda, izany hoe misambotra zavatra na olona ka mamihina azy ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka
Azo bedaina [1.1]
 Qui doit être saisi. Manière de saisir [1.3]

Updated on 2023/02/10