| Entry | fambara (ambara) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Zavatra miseho mialoha ka entina mamantatra izay ho avy aoriana: Alohan' ny hipoahan' ny afotroa, hono, dia misy fambara Filazana mialoha na ho soa na ho ratsy: Misy milaza fa ny sakanan-goaika dia fambara tsara [1.1] | |||||
| A portent [1.2, 1.7] | |||||
| An omen [1.2] | |||||
| A sign [1.7] | |||||
| Présage, signe précurseur [1.3] | |||||
| Présage, ordinairement mauvais [1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Updated on 2023/01/06 |
|